Dikan'ny teny : mose

Hampiditra dikany vaovao
1 na Ramose (fr. mon-sieur) a.: Teny iantsoana ampanajana ny lehilahy: Mose Rabeloha. Ny hoe Ramose dia mazàna atokana ho an' ny mpampianatra: Iny mandalo iny Ramose, hoy Ikoto, fa andeha aho handray tanana azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel