Dikan'ny teny : motraka

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Tana malemy, masaka loatra ka zary mohaka. ? h,o.: Ratsy, tsisy vidiny, tsizarizary (fa ny t,v.r. motramotraka no fampiasa indrindra amin'ity hevltra faharoa). - t.i.f.: Motrahina / manamotraka, fanamotraka, mpanamotraka / anamotrahana, fanamotrahana / mahamotraka / motramotraka / hamotraka / hamotrahana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel