Dikan'ny teny : moziry

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr, mesure) a,: Modely alain-tahaka: Misy moziry amidy eny amin'ny mangazay raha mitady ianao. ? Refy alaina amin'ny fandidiana akanjo: Aza mandeha ianao fa mbola halaina moziry. - Paikan'ny naoty na ny solfa eo amin'ny hira: Jereo ny mpively ba ka araho tsara ny moziry. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel