Dikan'ny teny : mpamaritra

Hampiditra dikany vaovao
1 (faritra) a.: Sokajin-teny enti-mamaritra, izay mitsinjara ho karazany ma-ro: mpamaritra milaza toetra (lanitra manga), mpamaritra isa (omby fito), mpamaritra filaharana (kilasy fahadimy), mpamaritra manondro (ity trano ity), mpamarltra malala-kevitra (ny olona sasany), mpamaritra manontany (olona iza?), mpamaritra matoanteny (marary tokoa). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel