Dikan'ny teny : mpamendrofendro

Hampiditra dikany vaovao
1 (fendrofendro) a.: Olona tsy tonga hanala na hampihena ny alahelo raha misy manjo, fa vao mainka koa mamohafoha ny alahelo, * Fiten,: Ny tompon'alahelo leo ihany fa ny mpamendrofendro no fatratra, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel