Dikan'ny teny : mpamerindra

Hampiditra dikany vaovao
1 (cerina ra) a.: Anarana omena ny lalandra izay mamerina ny ra avy namelona ny tena rehetra ho any amin'ny fo; raha mpamerin-dra no tapaitĀ», dia ra mena mainty no mivoaka ary manorika ny ra (antsoina koa amin'ny anarany frantsay nogasina hoe vena). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel