Dikan'ny teny : mpamonjy

Hampiditra dikany vaovao
1 (uonjy) a.: Olona izay manavotra amin'ny loza nahazo. ? Entin'ny Kristianina hilazana an'i Kristy nanavotra ny olombelona tamin'ny fahotana sy ny afobe tamin'ny nahatongavany tety an-tany sy ny nahafatesany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel