Dikan'ny teny : mpamorona

Hampiditra dikany vaovao
1 (forona) a.: Entimilaza olona manamboatra na manao zavatra tsy mbola nisy teo aloha: Betsaka ankehitriny ny mpamoron-kira. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel