Dikan'ny teny : mpampitohy

Hampiditra dikany vaovao
1 (tohy) a.: Sokajin-teny entina mampitohy teny' roa, izay mety ho anarana (ny saka sy ny alika, vady aman-janaka), mpamaritra milaza toetra (tsara sy fy), matoanteny roa (manoratra na mamaky), fehezankevitra roa (handeha aho ary hijanona izy); mpampitohy fehezan-keuitra: teny enti-mampitohy fehezan-kevitra iankinany (nomena valisoa izy satria nianatra tsara). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel