Dikan'ny teny : mpanalalana

Hampiditra dikany vaovao
1 (alalana) a.: Mpanelanelana, olona natao ho solontena mitondra teny raha misy zavatra angatahina, na elanelam-panahy hampihavana raha misy zavatra ifanolanan'olona roa tonta. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel