Dikan'ny teny : mpanao

Hampiditra dikany vaovao
1 (tao) a.: Teny entimilaza mpiasa ankapobeny, ary ampanarahana ny anaran'ny zavatra ataony izy io: Mpanao fanjakana: mpiasampanjakana; mpanao kiraro: mpiasa manao kiraro na manamboatra ny kiraro simba; mpanao elo: mpanamboatra elo; mpanao nify: olona mitsabo nify marary na marnetaka solonify; mpanao polo: olona mikarakara ny volombehivavy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel