Dikan'ny teny : mpanarivo

Hampiditra dikany vaovao
1 (arivo) a.: Enti-milaza olona manan-karem-be, mpanefohefo (ny heviny tany an-tendrony dia hoe: ma-nana omby an'arivony maro). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel