Dikan'ny teny : mpanazatra

Hampiditra dikany vaovao
1 (zatra) a.: Olona manomana ny mpanao spaoro amin'ny alalan'ny fanorotoroana sy ny fampiasana matetika, mba ho tonga amin'ny fari-pahatanjahana sy fahakingana kendrena hotratrarina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel