Dikan'ny teny : mpanefy

Hampiditra dikany vaovao
1 (tefy) a.: Mpanamboatra ny metaly rehetra — indrindra ny vy — mba hahatonga azy ireo ho antsy, famaky, angady, ka ny asany amin'izany dia ny mandrendrika sy manome bika azy. • F.-p.: Mpanefy tanimanga: ny mpanao vilany tanimanga, takotra, tavim-boninkazo. / Manao fon'ny mpanefy: enti-manondro ny o10-na saro-po (angamba noho ny mpanefy, rehefa mively ny vy amin'ny tantanana, manao araka izay heriny rehetra). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel