Dikan'ny teny : mpanelanelana

Hampiditra dikany vaovao
1 (elanelana) a.: Olona alaina hitsara ady na hampifanaraka olona roa miady; atao koa hoe elanelampanahy: Mifidy olona ho mpanelanelana. ? Olona alaina mba hampifandray ny te-na amin'olon-kafa raha misy zavatra angatahina amin' ity faharoa;mpanalalana: Ny Razana ve no mpanelanelana antsika amin 'Andriananahary? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel