Dikan'ny teny : mpanelira

Hampiditra dikany vaovao
1 (ely ra) a.: Anarana omena ny lalandra izay manely ny ra avy any amin'ny fo eran'ny tena manontolo, antsoina koa amin'ny anarany frantsay nogasina hoe aritera; raha mpanelira no tapa-ka, dia ra mena midorehitra no mivoaka ary mifantsitsitra mitsitapitapy ny fandehany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel