Dikan'ny teny : mpanera

Hampiditra dikany vaovao
1 (ara) a.: Olona mpanelanelana amin'ny varotra atao, izany hoe manao ny fifampiraharahan'ny olona mpividy amin'ny olona tena tompon-javatra mpivarotra: Nalaky nahita trano ho fana kosa ianao izany. — Nanatona mpanera aho no nahatanterahako izao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel