Dikan'ny teny : mpanjaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (zaka) a.: Olona voahosotra na atsangana ho mpitondra ny fanjakana, izay sady mitondra no manapaka ary mandidy, ka fahefana ifandovana no ananany izany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel