Dikan'ny teny : mpanoritra

Hampiditra dikany vaovao
1 (soritra) a.: Sokajin-teny enti-manoritra na manavaka ny anarana. Misy karazany efatra ny mpanoritra, dia ny mpanoritra tsotra (ny trano), ny mpanoritra manondro (very ity vary), ny mpanoritra anaran-tsamirery (Faly i Bozy), ary ny mpanoritra zavatra efa fantatra (tonga ilay vahiny). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel