Dikan'ny teny : mpianaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (anaka) a.: Teny entina hilazana olona roa nifampiteraka, izany hoe ny iray nateraky ny iray, na olona azo heverina ho toy izany amin'ny taonany na arapihavanana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel