Dikan'ny teny : mpiantsa

Hampiditra dikany vaovao
1 (antsa) a.: heu tsimandoa lahy sy vavy, manaraka ilay olona hobena amin' ny antsa: sady mihira no manao fihetsehana toy ny mandihy eny am-pamindrana izy ireo, ary samy mitana tapadamba kely ka indray manopaka an'iny na miankavia na Iniankavanana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel