Dikan'ny teny : mpiasa

Hampiditra dikany vaovao
1 (ara) a.: Olona mikara?na manao raharaha manokana: Mpiasan'ny ozinina. — Misy karazany maro ny mpiasa; ireto avy ny lehibebe maro mpiteny: mpiasa tan y: ireo manao ho antom-pivelomana ny fitrandrahana ny tany; mpiasa an-trano: olona karamaina hanao ny raharaha ao an-trano; mpiasampanjakana: olona miasa amin' ny antokon-draharaham-panjakana samihafa, izay vao no-mena ny anarana hoe mpiasam-bahoaka, noho izy ireo natao indrindra hanome fahafaham-po ny vahoaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel