Dikan'ny teny : mpikarama

Hampiditra dikany vaovao
1 a. :olona ampanaovina asa ka mahazo vola a-min' izany. * F.-p.: Mpikarama an-trano: mpanao ny raharahan-tokantranon'olona — toy ny mahandro, mana-sa lamba, manadio trano... — izay andraisany karama isam-bolana. / Mpikarama an'ady: olona mikarama ho miaramilan'ny tany hafa fa tsy an'ny tanindrazany. * Ohab.: Mpikarama milanja ro fia: manenjan-tsandry amin'ny an'olona: enti-milaza olona misasatra amin'ny zavatr'olona izay tsy mba ahitany soa akory. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel