Dikan'ny teny : mpiompy

Hampiditra dikany vaovao
1 (ompy) a.: Olona manao ho anton-draharaha ny fiompiana, izany hoe ny famelomana sy ny fikarakarana biby mba hohanina na hamidy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel