Dikan'ny teny : mpisolo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Sokajin-teny entimisolo olona na zavatra efa voalaza na tsia, ka mitsinjara ho karazany maro: mpisolo olona (izaho, •nay), mpisolo manondro (ireny ny mpianatra), mpisolo manontany (iza no nilaza izany), mpisolo mampifandray (ny olona izay mandinika), mpisolo malala-kevitra (ny sasany tsy mieritreritra). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel