Dikan'ny teny : mpitsara

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsara) a.: Mpiasampanjakana manam-pahaizana manokana momba ny lalàna atao mpandinika sy mpilaza izay manana ny rariny sy meloka amin'ny olona roa mifampitory, na amin'ny ady isan-karazany (ady madio, ady heloka). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel