Dikan'ny teny : n'lapa

Hampiditra dikany vaovao
1 a,: Amponga tsangana fampiasan'ny faritany andrefana amin'ny lanonam-be: hoditra tokana ihany no eo amin'ny vavany toy ny laona ary fantsika hazo no mitana ny hoditra eo amin'ny vatany. (Tsy miala eo an-dapa izy na vita aza ny lanonana — Romy no anarany any amin'ny Betsileo). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel