Dikan'ny teny : n.

Hampiditra dikany vaovao
1 na N-: Teny mpampiankina enti-milaza tompon-javatra na mpanao ny asan'ny matoantenin'ny iharana, atovana amin'ny teny tsy miafara amin'ny ka, tra, na, ka toy izao izany: atovana amin'ny anarana milaza ny zavatra ananana ny n' na n-(tran on' olona, akanjon-jaza) na amin'ny mt. ih. (ataon' olona, vitan-jaza). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel