Dikan'ny teny : nahim-po

Hampiditra dikany vaovao
1 Sitraka, sitrapo: Samy manana ny nahim-pony ny olombelona. • An-tsitrapo: Nomelohin'ny fitsarana izy satria nahim-pony no nanaouany ilay heloka uitan y. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel