Dikan'ny teny : nahoana

Hampiditra dikany vaovao
1 p. rat.: Enti-manontany 1) Ny antony mahatonga zavatra iray: Nahoana no tsy mety maty ny fanahy? 2) Ny antony anaovan-javatra iray: Nahoana no tsy niteny ianao raha nanontanian' ny mpampianatra? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel