Dikan'ny teny : nainaina

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Feo mitaraindraina na mitolokoloko toy ny ataon'ny alika voakapoka. • Feo mireondreona be. * t.i.f.: Minainaina, finainaina, mpinainaina / inainainana. finainainana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel