Dikan'ny teny : namonamona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Teny entimilaza ny vava mitsakotsako sady miteny na mihirahira. - t.i.f.: Namonamonina, tafanamonamona / minamonamona, finamonamona, mpinamonamona / inamonamonana, finamonamonana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel