Dikan'ny teny : nanahary

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Teny mitovy amin'ny hoe Zanahary ihany, fa ny N sy Z nifanolo toerana toy ny hita indraindray: ohatra amin'ny hoe "Naotra" sy "Zaotra" (izay nahazoana ny zao-dahy, zao-bavy). - F.-p.: Vita-Nanahary: tsy namboarin -tanan' olombelona fa vita nataon'Andriamanitra avy hatrany, voa-Janahary. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel