Dikan'ny teny : nangy

Hampiditra dikany vaovao
1 na Mangy a.: Fivontosana — izay tsy aretina akory fa efa toe-tena mihitsy — eo amin'ny faritra ambanin' ny sofina: Mauesabesatra izany no fijery ny olona be nangy. • h.i.: Ny faritra eo anelanelan'ny takolaka sy ny ravintsofina ambany: Nisy bibikely nanaikitra azy teo amin'ny nanginy. - F.-p.: Manginy fotsiny: ambiny fotsiny: Mafy no nahazo ahy fa mora loatra no nahalasanan'ny olona ny akoho namidiko; ny havizanako nitondra azy tany an-tsena amin'izany manginy fotsiny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel