Dikan'ny teny : nany

Hampiditra dikany vaovao
1 Inany p. mt.: Injay, enti-manondro olona efa nandrasana ka re any ho any ny feony alohan'ny hisehoany. Ahitsio
2 na Nanimbovo a.: Ilay zavatra boribory kitsoloha eo amin'ny vavan'ny vovo, natao mba hahazoan'ny trondro miditra tsara ao anatiny. ΒΆ M. h.: Tanam-bovo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel