Dikan'ny teny : naotra

Hampiditra dikany vaovao
1 Ranaotra a.: Teny iantsoana ny vadin'ny iray tampo amin'ny tena, zaobavy na zaodahy: Aoka re, ry naotra, hataoko io fa sahirana ianao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel