Dikan'ny teny : nay

Hampiditra dikany vaovao
1 t.p.: Tapaka farany amin'ny teny hoe "Inay", enti-milaza nenina amin'ny nanaovana na tsy nanaovana zavatra iray efa lasa, na faniriana manao dia mianotra momba ny toe-javatra efa raikitra: Nay aho tsy nahalala iny olona iny na ouiana na ouiana! ΒΆ M.h.: Toy izay, tahaka izay. -Nay, -Ay: Mpisolo anarana misolo olona fanao tovana, entin'ny olona maro milaza izay azy na izay ataony, tsy iombonany amin'ny olona iresahany: Tranonay, uohitray. / Aza matahotra ianao fa vitanay telo lahy io. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel