Dikan'ny teny : ndondo

Hampiditra dikany vaovao
1 na Ndondona p. t.: Mandroso anoloana ambo--ny: Ndondon-kandrina iny lehilahy iny. - t.i.f.: Mandondona, fandondona, mpandondona / ndondondondona. - F.-p.: Vato mandondona: vato mandroso mitatao eo ambony. * Ohab.: Ny antitra hazo amoron-tevana, ny tanora vato mandondona ka tsy fantatra izay ho lasa aloha: na ny antitra na ny tanora, dia mety hindaosin'ny fahafatesana daholo, fa tsy misy hoe "Iretsy tsy maintsy lasa aloha na irery lasa aoriana". Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel