Dikan'ny teny : nehaneha

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fihetsika sy fiteny feno rehareha (jer. Naikanaika). * t.i.f.: tafanehaneha / minehaneha, finehaneha, mpinehaneha I lnehanehana, finehanehana / mahanehaneha. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel