Dikan'ny teny : nendo

Hampiditra dikany vaovao
1 na Nendonendo a.: Toetran'ny zavatra mangirangirana, mandina, mihilontrilona. * t.i.f. : Anendonendo, nendonendoina, voanendonendo / minendonendo, finendonendo, mpinendonendo / mahanendonendo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel