Dikan'ny teny : ngerona

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Mainty maloto: Ngerona ery izany tanan'ity zaza ity izany ka tokony hosasana. - t.i.f.: Ngeronina, angerona, voangerona 1 manangerona, fanangerona, mpanan•--• gerona / anangeronana, fanangeronana / mahangerona f ngerongerona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel