Dikan'ny teny : ngidy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tsiro ratsy mampivivy, mifanohitra amin'ny mamy: Omeo vatomamy aho hanalako ny ngidin'ny kininina nohaniko tete. 1 h.o.: Haratsiana mampitondra fahoriana: Mila tsy ho laitrany, hono, ny ngidin'ny fiai-nana. - t.i.f : Mangidy 1 angidiana, fangidiana / mampangidy I ngidingidy 1 hangidy. • F.-p.: Ngidin-koditra: toetra ratsy anananamahatonga ny tena tsy ho tian'ny mpiara-monina, ny tany ama-monina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel