Dikan'ny teny : ngita

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Enti-milaza volo miolokolika sy mihoronkorona kely madinika. - t.i.f.: Ngitaina, voangita I manangita, fanangita, mpanangita / anangitana, fanangitana / mahangita / ngitangita 1 hangita, fahangita, hangitana, fahangitana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel