Dikan'ny teny : ngizina

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Mainty dia mainty, ngilo tanteraka, matetika no ampiarahina amin'ny teny hoe mainty: Mainty ngizina. - t.i.f : Ngizinina, voangizina 1 manangizina, fanangizina, mpanangizina 1 anangizinana, fanangizinana I mahangizina / ngizingizina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel