Dikan'ny teny : ngodona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: NY feo mirohondrohon'ny fandeha, ny famindra, ngadona. 1 t.if.: Angodona, ngodonina / mingodona, fingodona, mpingodona / ingodonana, fingodonana / mahangodona/ngodongodona. -* Fiten.: Ny tenin'andriana tsy mba mitsaika fa mingodona: ny kabarin'ny mpanjaka tsy mba heno toy ny bitsibitsika fa manehoeho eran-tany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel