Dikan'ny teny : ngoly

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Tsy mahare rohana ny tena noho ny hatsiaka: Andeha hamindro kely aho fa ngoly izaitsizy ny tanako sy ny tongotro. - t.i.f.: Ngolingoly, mahangolingoly, fahangoly. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel