Dikan'ny teny : ngorodona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Hava voarary atao fandiavana amin'ny efitra: Rairain-drihana no ipetrahan'ny ngorodona. 1 Ny rodorodon'ny famindran'ny olona na ny biby maro tafara-dia. - t.i.f.: Ngorodonina / mingorodona, fingorodona, mpingorodona I ingorodonana, fingorodonana / ngorodondrodona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel