Dikan'ny teny : ngoso

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fianianana mafy enti-milaza fa ho voaozona hiray amin'ny olom-pady raha toa ka tsy marina izay lazaina. i Mingoso, fingoso, mpingoso 1 ingosoana, fingosoana 1 mahangoso 1 ngosongoso. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel