Dikan'ny teny : njay

Hampiditra dikany vaovao
1 t.p.: Fanafohezana ny Injay na Inay, ka mets,: 1) hoenti-milaza fahatongavana na fandrenesana zavatra midona tsy lavitra ny tena: Njay tonga ny fiarakodia mitondra an'i Dada (injay) 2) Hampiseho fanenenana: Njay tsy nahalala an'iny olona iny aho! (inay) Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel