Dikan'ny teny : njolaina

Hampiditra dikany vaovao
1 (njola) mt. ih. (njolao): Jerena vilana, sompirana: Nonjolainy aho kanefa tsy inona ratsy nataoko azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel